|
|
|
|

Entry1  afa-pana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [2.313] efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka
Examples  4  [1.280] Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira
Vocabulary  5  Health
Elementary words  6  afaka, fana

Updated on 2024/12/07