|
|
|
|

Entry1  aetry (etry)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona 4  Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1]
Explanations in English  5  to be reduced in rank, to be humbled [1.7]
Explanations in French  6  qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3]7  qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8]
Examples  8  ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word aetry

Anagrams  14  aetry, arety, atery

Updated on 2023/01/19