Entry | 1 aely |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako 5 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be scattered, to be disseminated [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8] |
Examples |
8 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 aely, elay |
Updated on 2024/08/26 |