Entry | 1 ady an-trano |
Elementary words | 2 ady, trano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [1.1] 5 ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [1.13] |
Explanations in English |
6 [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [1.2] |
Explanations in French |
7 guerre civile [1.13] |
Examples |
8 be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [1.3] |
Updated on 2023/01/16 |