|
|
|
|

Entry1  adirima
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Linguistics
4  Poetry
Explanations in Malagasy  5  fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo [1.13]
Explanations in French  6  rime [1.13]
Examples  7  Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313#]
Elementary words  8  ady, rima

Anagrams  9  adirima, midaria

Updated on 2023/12/09