|
|
|
|

Entry1  adim-pamantaranandro
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explanations in French  5  Heure [1.3]
Synonyms  6  adiny
Elementary words  7  ady, famantaranandro

Updated on 2023/08/01