|
|
|
|

Entry1  Rabevoina
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona?
Explanations in English  4  [1.2] A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased.
Examples  5  [2.293] Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany.
Vocabulary  6  Forms of Address
Elementary words  7  be, voina

Updated on 2024/12/21