|
|
|
|

Entry (1/4)1  ô
Part of speech  2  interjection
Explanations in Malagasy  3  Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1]
Explanations in English  4  used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [1.7]
Explanations in French  5  (vocative) [1.8]
Examples  6  Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]
Tables and plates  7  All the interjections

Entry (2/4)8  -o
Part of speech  9  pronoun
Tables and plates  10  All the pronouns
11  All the pronouns

Entry (3/4)12  o
Part of speech  13  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  14  Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1]
Explanations in English  15  the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2]
Explanations in French  16  Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [1.3]
Tables and plates  17  The Alphabets
Article  18  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
19 

Entry (4/4)20  O
Part of speech  21  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  22  Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  23  Oxygen. [3.1]
Explanations in French  24  Oxygène. [3.1]
Vocabulary  25  Chemistry
Tables and plates  26  Periodic Table

Updated on 2024/09/07