|
|
|
|

Entry (1/3)1  -n-
Part of speech  2  particule
Explanations in Malagasy  3  Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]
Tables and plates  4  All the particles

Entry (2/3)5  n
Part of speech  6  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  7  Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
8  Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explanations in French  9  Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Tables and plates  10  The Alphabets
Article  11  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
12 

Entry (3/3)13  N
Part of speech  14  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  15  Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  16  nitrogen [3.1]
Explanations in French  17  azote [3.1]
Vocabulary  18  Chemistry
Tables and plates  19  Periodic Table

Updated on 2024/09/07