Entry | 1 mosarena (mosary) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala] [1.78]4 noana [Tanosy] [1.78]5 Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1] |
Explanations in English | 6 hungry, starved [1.7] |
Explanations in French | 7 affamé, en proie à la famine [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mosarena |
Anagrams | 10 manesora, mosarena |
Updated on 2023/01/20 |