|
|
|
|

Entry1  mienjika (enjika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina [1.1]
4  Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy [1.1]
5  Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20