Entry (1/2) | 1 mandoto |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly |
Explanations in English |
4 [1.7] to soil, to sully |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] souiller, salir 6 [1.3] tacher calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes |
Examples |
7 [2.470] setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka 8 [1.3] mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) 9 [1.3] mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) |
Root | 10 loto |
Morphology |
|
Analogs | 15 manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy, manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandoto |
Entry (2/2) | 17 Mandoto |
Part of speech | 18 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
19 Geography: towns |
Elementary words | 20 man~, loto |
Anagrams | 21 Mandoto, mandoto |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |