|
|
|
|

Entry (1/2)1  manan-kasina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana
Examples  4  [2.445#] Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io.
Elementary words  5  manana, hasina

Entry (2/2)6  Manankasina
Part of speech  7  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  8  Geography: towns
Elementary words  9  anana, hasina

Anagrams  10  ankamasinan, Manankasina, manan-kasina, nankamasina

Updated on 2025/04/19