Entry (1/2) | 1 mahavoky |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in English |
3 [1.7] to satisfy with food |
Explanations in French |
4 [1.8] rassasier; être suffisant pour rassasier |
Examples |
5 [2.499] Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; 6 [2.895] Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. 7 [2.508] Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. |
Root | 8 voky |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahavoky |
Entry (2/2) | 15 Mahavoky |
Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
17 Geography: towns |
Elementary words | 18 maha~, voky |
Anagrams | 19 Mahavoky, mahavoky |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |