|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahasoa
Part of speech  2  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka
Explanations in English  4  [1.7] useful, beneficial
to do good
Explanations in French  5  [1.8] utile
faire du bien
Examples  6  [2.470] Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
Root  7  soa
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mahasoa

Entry (2/2)13  Mahasoa
Part of speech  14  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  15  Geography: towns
Elementary words  16  maha~, soa

Anagrams  17  amasoha, amosaha, asamaho, hamoasa, mahaosa, Mahasoa, mahasoa

Updated on 2025/04/19