|
|
|
|

Entry (1/4)1  horita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
Explanations in French  4  Bourgeois [1.13]

Entry (2/4)5  horita
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  8  Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1]
Explanations in French  9  Pieuvre [1.13]

Entry (3/4)10  horita
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Botany
Explanations in French  13  Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [1.196]
Scientific name 

Entry (4/4)15  Horita
Part of speech  16  name (biblical)
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  18  Mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
Explanations in English  19  Horites [2.996]
Explanations in French  20  Horites [2.996]
Examples  21  ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Biblical quotes  22  Chapters and verses mentioning Horita
Tables and plates  23  Full list

Anagrams  24  horita, tariho

Updated on 2022/05/27