Entry (1/2) | 1 gasy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1] |
Explanations in English |
4 see Malagasy [1.2] 5 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7] |
Explanations in French |
6 malgache [1.3] 7 malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8] |
Examples |
8 Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472] 9 Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356] 10 Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#] 11 Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117] 12 Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 22 gasy |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 solitany [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
25 pétrole [Taisaka]
[1.82] 26 pétrole. (menak' afo). [Tankarana] [1.19] |
Updated on 2023/05/20 |