|
|
|
|

Entry1  Faraony
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10#F400] renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara
Explanations in French  4  [1.11] fleuve de la préfecture de Farafangana
Vocabulary  5  Geography: rivers, lakes
Root  6  fara

Anagrams  7  aforany, anafory, anifora, arafony, faranio, Faraony, fiorana, firanao, foranay, iforana, rafonay, raofina

Updated on 2025/01/21