Entry (1/4) | 1 fanandrana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana |
Explanations in French |
4 [1.3#39] ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer |
Root | 5 andrana |
Entry (2/4) | 6 fanandrana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fanongotana amin' ny tandra |
Explanations in French |
9 [1.3] l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause |
Root | 10 tandra |
Entry (3/4) | 11 fanandrana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy |
Root | 14 tandra |
Entry (4/4) | 15 Fanandrana |
Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
17 Geography: towns |
Anagrams | 18 Fanandrana, fanandrana, nandafaran, nandrafana |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |