|
|
|
|

Entry1  fahetse
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1]
Synonyms  4  karija

Updated on 2020/07/31