|
|
|
|

Entry (1/2)1  be minono
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taimoro] [beminono] zaza 18 taona no miakatra
4  [1.1] [Tsimihety] [beminono] Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra
5  [1.1] ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana
Examples  6  [2.436#] Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny)
Elementary words  7  be, minono
Analogs  8  mpinonolehibe

Entry (2/2)9  Beminono
Part of speech  10  name (ethnonym)
Examples  11  [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy.
Vocabulary  12  Geography: countries, people
Elementary words  13  be, minono

Anagrams  14  Beminono, be minono

Updated on 2025/04/13