|
|
|
|

Entry1  Andrangoloaka
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Examples  3  [2.48] Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any andrangoloaka.
4  [1.298] Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana?
Vocabulary  5  Geography: mountains, vales
Elementary words  6  rango, loaka

Updated on 2024/12/21