|
|
|
|

Entry1  Afondriambita
Part of speech  2  name (ethnonym)
Examples  3  [2.508] Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo.
4  [2.508] Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860).
Vocabulary  5  History: clans, tribes

Updated on 2024/12/07