Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : voamperifery | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Sakay sy voamperifery: samy mitondra ny ngidiny ho azy. [2.415 #4589, 2.653 #2839]
Sakay sy voantsiperifery, ka samy mitondra ny ngidiny. [2.558] Sakay sy voantsiperifery: ka samy mitondra ny ngidiny ho azy. [2.165 #312] Sakay sy voantsiperifery, ka samy mitondra ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Du piment et du poivre: ils ont chacun leur goût (litt. leur amertume ou piquant). [2.165 #312]
Piment et poivre : chacun porte son amertume particulière. [2.415 #4589] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Chacun a ses peines. [2.415 #4589] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||