Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mitoe-poana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mitoe-poana ohatra ny vato: ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.165]
Aza mitoe-poana, toy ny vato: ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.653 #663] Mitoe-poana toy ny vato : ny lehibe tsy miteny, ny kely tsy misy mpananatra. [2.415 #650] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est comme la pierre qui reste immobile : les chefs ne reprennent pas leurs inférieurs, les subordonnés n' ont personne pour les réprimander. [2.415 #650]
Ne soyez pas oisifs comme les pierres, les grands ne disant mot, les petits ne sachant que faire (litt. n' ayant pas de conseillers). [2.165 #686] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mitoe-poana hoatry ny razam-be tsy mitahy. [2.415 #3942]
Mitoe-poana, ohatra ny razambe tsy mitahy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Rester inutile comme un ancêtre qui n' accorde pas de faveurs à ses descendants. [2.415 #3942] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui pourraient faire et ne font pas. [2.415 #3942] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||