Index |
|
|
|
Proverbs : maneva
|
|
|
Proverb 1 | Ataovy roa ny sanga : izay maneva indao milanona. [1.147 #A108]
|
|
|
Proverb 2 | Maneva ny andilam-polaka ny vary lavo. [1.147 #M56]
|
|
|
Proverb 3 | Tadinin’ aomby : amorisana vao maneva. [1.147 #T4]
|
|
|
Proverb 4 | Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva ahy, mba evaiko [1.3 #537]
|
French translation | Celui qui m'honore, je l'honorerai, celui qui me méprise, je le mépriserai [1.3 #537]
|
French interpretation | Ce n'est que dans ce proverbe qu'on trouve mandritika et maneva employé dans ce sens [1.3 #537]
|
|
|
Index |
|
|