Index |
|
|
|
Proverbs : isam-pangady
|
|
|
Proverb 1 | Toy ilay namatra isam-pangady : raha tsy tonga ny vola, dia vary no afatra. [2.415 #738]
Toy ilay namatra ny isam-pangady : raha tsy tonga ny vola dia vary no afatra. [2.165 #2186, 2.558 #4239]
|
French translation | C' est comme celui qui fixait l' impôt sur les rizières : à défaut d' argent il prenait du riz. [2.415 #738]
Semblable à celui qui fixait l' impôt sur le riz (ou les rizières): quand l' argent ne venait pas, il recevait du riz (à la place). [2.165]
|
|
|
Index |
|
|