Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fatra-pandà | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||