Index |
|
|
|
Proverbs : ampiakarana
|
|
|
Proverb 1 | Fara-faty angaha no hitomaniana am-piakarana. [2.558 #74]
|
|
|
Proverb 2 | Hazakazaka am-piakarana, ka izay tonga aloha dia mianina. [2.165 #1247]
|
French translation | Quand on court en faisant une montée, celui qui arrive le premier en haut s' arrête (il est essoufflé). [2.165]
|
|
|
Proverb 3 | Mitehin-kiho am-piakarana, ka sady haingo no tohan' aina. [2.558 #2448]
Tehin-kiho am-piakarana; tsy haingo fa tohan' aina. [2.165 #1304, 2.653 #3057, 1.1]
|
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa misy fisehoan-javatra ivelany izay toa haitraitra fotsiny, nefa hay tena zavatra ilaina mihitsy. [1.1]
Enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin' ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an' io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra. [1.1]
|
French translation | Quand on met les mains sur les hanches en montant, ce n' est pas pour être plus beau, c' est pour s' aider à marcher. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|