|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.10 |
And the sons of Simeon>; Jemuel>, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar>, and Shaul the son of a Canaanitish> woman. |
Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita. |
Zanak' i Simeona: Jamoely, Jamina, Ahoda, Jashina, Sohara ary Saola, zanak' ilay vehivavy Kananeana. |
Les fils de Siméon> : Yemuel>, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar> et Shaûl, le fils de la Cananéenne>. |
|
|
Exodus |
Fanafahana na Eksodosy |
Fanafahana na Eksaody |
L'Exode |
... | ... | ... | ... | ... |
Eks 6.15 |
And the sons of Simeon>; Jemuel>, and Jamin>, and Ohad>, and Jachin>, and Zohar>, and Shaul the son of a Canaanitish> woman: these are the families of Simeon>. |
Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jaminasy Ohada sy Jakinasy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen' i Simeona. |
Zanakalahin' i Simeona: Jamoela, Jamina, Ahoda, Jashina, Soara, ary Saola, zanakalahin' ilay vehivavy Kananeana. Ireo no fianakavian' i Simeona. |
Fils de Siméon> : Yemuel>, Yamîn>, Ohad>, Yakîn>, Çohar> et Shaûl, le fils de la Cananéenne> ; tels sont les clans de Siméon>. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.13 |
Of Zerah>, the family of the Zarhites>: of Shaul, the family of the Shaulites>. |
avy tamin' i Zera ny fokon' ny Zerita; avy tamin' i Saoly ny fokon' ny Saolita. |
ny fokon' ny Jakinita avy tamin' i Jakina, ny fokon' ny Zareita avy tamin' i Zare, ny fokon' ny Saolita avy tamin' i Saoly. |
pour Zérah>, le clan Zarhite> ; pour Shaûl, le clan Shaûlite>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.24 |
The sons of Simeon> were, Nemuel>, and Jamin>, Jarib>, Zerah>, and Shaul: |
Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, |
Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, |
Fils de Siméon> : Nemuel>, Yamîn>, Yarib>, Zérah>, Shaûl. |
1Tt / 1Tan 4.25 |
Shallum> his son, Mibsam> his son, Mishma> his son. |
dia Saloma no zanakalahin' i Saoly, Mibsama no zanakalahin' i Saloma, Misma no zanakalahin' i Mibsama. |
Mapsama zanany, Masmà zanany. |
Son fils Shallum>, son fils Mibsam>, son fils Mishma>. |