|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 26.34 |
And Esau> was forty years old when he took to wife Judith> the daughter of Beeri the Hittite>, and Bashemath> the daughter of Elon> the Hittite>: |
Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an' i Jodita, zanakavavin' i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin' i Elona Hetita, izy. |
Rahefa efa-polo taona Esao dia nanambady an' i Jodita, zanak' i Beerì, Heteana, sy Basemata, zanak' i Elona, Heteana. |
Quand Ésaü> eut quarante ans, il prit pour femmes Yehudit>, fille de Bééri> le Hittite>, et Basmat>, fille d'Élôn> le Hittite>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.36 |
The sons of Zophah>; Suah>, and Harnepher>, and Shual>, and Beri>, and Imrah>, |
Ny zanakalahin' i Zofa dia Soha sy Harnefera sy Soala sy Bery sy Jimra |
Zanakalahin' i Sofà: Soe, Harnafera, Soala, Berì, |
Fils de Çophah> : Suah>, Harnépher>, Shual>, Béri> et Yimra>, |
|
|
Book of Hosea |
Hosea |
Osea |
Livre d'Osée |
Hos / Os 1.1 |
The word of the Lord> that came unto Hosea>, the son of Beeri, in the days of Uzziah>, Jotham>, Ahaz>, and Hezekiah>, kings of Judah>, and in the days of Jeroboam> the son of Joash>, king of Israel>. |
Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Hosea, zanak' i Bery, tamin' ny andro nanjakan' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely. |
Tenin' ny Tompo, tonga tamin' i Osea, zanak' i Beerì, tamin' ny andron' i Oziasa sy Joatama sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely. |
Parole de Yahvé> qui fut adressée à Osée>, fils de Beéri, au temps d' Ozias>, de Yotam>, d' Achaz> et d'Ézéchias>, rois de Juda>, et au temps de Jéroboam>, fils de Joas>, roi d' Israël>. |